Politique

Jean Nirina HAFARI Vonona ho kandida solombavambahoaka


  • Zoma 15 Febroary 2019

Vonona ary tsy matahotra ny hirotsaka hofidiana ho solombavam-bahoaka ao amin’ny Boriborintany fahefatra Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy.

 

 Tsy amin’ny anaran’ny antoko pôlitika anefa no hilatsahany raha tsy maintsy hiroso amin’izany ny tenany fa amin’ny maha kandida mahaleo tena azy kosa. Na izany aza anefa dia notsipihiny fa diso nataon’ny fanjakana lafo loatra ilay caution tsy maintsy haloan’ny kandida ho solombavambahoaka izay mahatratra 5 tapitrisa Ar be izao. Na izany aza anefa hoy izy dia tsy voatery hanana toerana vao afaka mampandroso ny firenena fa azo hatao foana izany. Miantso ny vahoaka Malagasy mba samy hiezaka araka izany ny tenany satria miainga avy amin’ny fampandrosoana ny isan-tokantrano no hahafahana mampandroso ny firenena. Efa  hita taratra ny ezaka hataon’ny fanjakana, hoy izy saingy tokony homena lanja sy hampandraisina anjara tsara ny vahoaka hisian’ny fampandrosoana tena izy. Mila haverina , hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina ny rafitra fokonolona ahitana ny dinam-pokonolona, fivoriambem-pokonolona, ny asam-pokonolona…

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT