• Zoma 22 Febroary 2019
Politique.Fizarana seza anatin’ny fanjakana Mahazo tombony ireo mpahay lalàna

Niraradraraka ny fanendrena tompon’andraikitra ambony tamin’ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 20 febroary teo. Anisan’izany ireo tompon’andraikitra ambony amina minisitera maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Politique.Razafimanantoanina Mamitiana Ben’ny tanàna vonona ho solombavambahoaka

« Ho kandidà solombavambahoaka ny tenako amin’izao fifidianana izao ho mariky ny fampandraisana andraikitra ny tanora amin’ny fitantanan-draharaha sy fampandrosoam-pirenena mifanaraka amin’ny tarigetran’ny fitondrana ankehitriny »

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Politique.Raharaha Mbola R sy Eddy M Hiitatra ny fanenjehana

Raha nambara fa nanao kolikoly ny olona iray, dia tsy maintsy misy mpiara-miasa aminy tao. Hiitatra ny raharaha Mbola Rajaonah raha tena mandeha tokoa ny famotorana satria tsy misy olona iray hahavita afera samirery izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Politique.Antenimieram-pirenana Sanatria ho lasa lapan’ny vola ve ?

Tsy azo ihodivirana ny hirosoana amin’ny fifidianana solombavambahoaka, izay efa voafaritra mazava fa ny 27 mey ho avy izao no hanatanterahana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Politique.ARENA Ivandry Adino ireo sahirana, ny be palitao sisa tafiditra ao

“Adinony ianao fa fitaka ny toky …”, hoy ilay hiran’ny mpanakanto iray izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Febroary 2019
Politique.Razafimanantoanina Mamitiana Ben’ny tanàna vonona ho solombavambahoaka

« Ho kandidà solombavambahoaka ny tenako amin’izao fifidianana izao ho mariky ny fampandraisana andraikitra ny tanora amin’ny fitantanan-draharaha sy fampandrosoam-pirenena mifanaraka amin’ny tarigetran’ny fitondrana ankehitriny »,

Hamaky ny tohiny
FTT