- Alakamisy 21 Martsa 2019
Politique.Fitondrana Rajoelina Lasa fampiesonana ilay velirano
Ny an’ny teo aloha no mody hetsiketsehana, dia tahaka ny hoe haingam-piasa, kanefa ny fitohizan’ny fitantanan-draharaham-panjakana no ezahin’ny fanjakana Rajoelina takonana amin’ny hoe : «fanatanterahana ny velirano ».
Hamaky ny tohiny
