• Alatsinainy 25 Martsa 2019
Politique.Firenena malagasy Mizotra mankany amina krizy indray

Raha ny tondro eo amin’ny sehatra iraisampirenena ankehitriny dia mizotra ho any amin’ny fahantrana lalina i Madagasikara izay maro amin’ny mponina ao aminy no miaina fidiram-bola latsaky ny 1,90 dolara isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Politique.Andry Rajoelina Filohan’ampahana Malagasy ihany ve ?

Miala any ny don-tandroka samihafa hoenti-mampandany ny olon-dRajoelina hahazoana ny maro an’isa tsy azo hozongozonina eny amin’ny antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Martsa 2019
Politique.Mialy Rabemanantsoa “Afaka miditra an-tsehatra amin` ny raharaham-pirenena ny rehetra”

Resin` ny tsy miankina ny antoko politika hirotsaka solombavambahoaka amin`ny fifidianana ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Politique.Antananarivo faha-5 Mitsabo vahoaka i Fetra sy Chief Naina

Ny Fokontany Soavimasoandro no nisantaran’ny TIMK25 eny amin’ny boriborintany faha-5 ny hetsika vizaham-pahasalamana arahina fitsaboana maimaimpoana nanomboka omaly alakamisy 21 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Politique.Kandida depiote tsy miankina Tsikerain’ireo avy amina antoko sahady

Tsy manana antoko politika matanjaka isika ary tokony haverina ny hasin’ny antoko politika satria rehefa tsy voafehy ireo tsy miankina be dia be dia malemy ny fitondrana mijoro,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Martsa 2019
Politique.Jacques Razafimbelo Menatra amin’ny laza ratsin’ny antenimieram-pirenena

\Isan’ireo kandida ho depiote nisafidy ny hilatsaka amin’ny anaran’ny tenany manokana ao amin’ny boriborintany voalohany ny kandida Jacques Razafimbelo.

Hamaky ny tohiny
FTT