Politique

Kandida depiote tsy miankina Tsikerain’ireo avy amina antoko sahady


  • Zoma 22 Martsa 2019

Tsy manana antoko politika matanjaka isika ary tokony haverina ny hasin’ny antoko politika satria rehefa tsy voafehy ireo tsy miankina be dia be dia malemy ny fitondrana mijoro,

 

 hoy ny avy eo anivon’ny vondrona politika ALDR na antoka sy lamina dieny izao ho an’ny raharahanao, izay ahitana ireo antoko politika mpikambana eo anivon’ny International liberal. Ho an-drizareo avy eo anivon’ny antoko politika antokom-bahoaka Malagasy na Aba kosa dia olombelona sy vahoaka ihany koa ireo kandida tsy miankina. Zavatra mety hiseho dia mety ho sazian’ny vahoaka ireo tsy miankina ireo satria ireo foana no manimba zavatra betsaka matetika. Afaka mivadika miankavia miankavanana ireo  arakaraka izay malety ho azony ary izay zavatra izay dia tsy hamaritra mihitsy ny fifandanjan-kery eo anivon’ny antenimieram-pirenena. Antoko mpanitsy izahay. Ny fitavozavozantsika amin’ny fampandrosoana, hoy hatrany ny Aba, dia mety hahafaty ny vahoaka Malagasy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT