Politique

Propagandin’ny fifidianana depiote Mifanotona amin’ny Ramadany


  • Alatsinainy 06 Mey 2019

Anio alatsinainy 6 mey 2019 amin’ny 6 ora maraina no hanomboka ny fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka hotontosaina ny 27 mey izao.

 Ny 25 hifoha 26 mey, izany hoe, misasakalina kosa no hiafarany. Araka izany dia mifanontona tanteraka amin’ny fankalazan’ny mpino Silamo ny Ramadany ity propangandy indray mitoraka ity. Ny Ramadany moa izay fotoana natokan’ireo mpino Silamo hifadian-kanina sy handinihan-tena kanefa hanehoana ny fitsinjovany ny mpiara-belona ihany koa amin’ny alalan’ny fanaovana asa sosialy isan-karazany. Samy hanomboka rahampitso avokoa ireo ary samy hiara-kameno ity volana mey ity. Iza avy indray ireo kandida mbola hanohy hatrany ny tolotolotra isan-karazany. Mety hifangaro izany ny asa masina sy ny fanjonoana mpifidy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT