- Alakamisy 09 Mey 2019
Politique.Solonandrasana Mahafaly Tsy hita popoka…
Tsy re feo sy tsy re tsaika intsony ny praiminisitra teo aloha Atoa Mahafaly Solonandrasana Olivier.
Hamaky ny tohinyTsy re feo sy tsy re tsaika intsony ny praiminisitra teo aloha Atoa Mahafaly Solonandrasana Olivier.
Hamaky ny tohinyMpisoloky i Holijaona Rabaonarijaona izay nivarotra ny tetikasa IEM tamin-dRajoelina, hoy ny lahatsoratra navoakan’i Mahery Lanto Manandafy tamin’ny tambajotra ara-tsosialy facebook.
Hamaky ny tohinyNisy ny fampitam-baovao vonjimaika voaray, fa noraofina kandida depiote iray ny varin’ny sampan-draharaha misahana ny fitantanana ny loza voajanahary na ny BNGRC any Toamasina.
Hamaky ny tohiny“Manana ny foto-kevitra hijoroany ny antoko Arema ary tsy mahamaika ny hanohitra na hanohana be fahatany ny fitondrana”, hoy Atoa Simon Pierre, sekretera jeneralin`ny antoko AREMA.
Hamaky ny tohinyHahazo ny maro an`isa ve i Andry Rajoelina ? Hitazona ny toerany ve ireo ministra ?
Hamaky ny tohinyHentitra amin`ny fanaraha-maso ny fizotry ny fampielezan-kevitra depiote ny CENI manomboka izao hatramin`ny 25 mey.
Hamaky ny tohiny