Politique

Kandida manana raharaham-pitsarana Tokony haato, hoy ny mpahay lalàna iraisampirenena


  • Zoma 24 Mey 2019

Ny mahagaga ahy amin’ny CENI, hoy ny mpahay lalàna iraisampirenena, Arlette Ramaroson, dia ity filazana hoe « présumé innocent » amin’ireo kandida ho solombavambahoaka manana raharaham-pitsarana ity.

 

 

 Olona efa migadra izany. Tsarao aloha, hoy ny tenany. Raha tsy diso izy dia afaka miditra ho depiote. Tamin’ny taona 1972 dia misy ny atao hoe “enquête de moralité”. Misy ary namanay tratra tany amin’ny Bar dia tsy mahazo nanala fanadianana mpitsara. Ny taona 1974 vao nivoaka. Misalasala amin’izao fotoana izao, hoy hatrany ny tenany, ny vahoaka mpanaradia ireo kandida manana raharaham-pitsarana ireo hoe tena nanao heloka tokoa ve sa tsia ny kandida tohanan’izy ireo. Raha ny tokony ho izy dia notsaraina aloha ireny kandida ireny saingy efa tara loatra moa izao ka ny mety dia tokony haato amin’ny maha kandida azy, hoy ity mpahay lalàna iraisampirenena ity, ireo kandida manana raharaham-pitsarana ireo fa mampivoraka saim-bahoaka.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT