Politique

James Ratsima « Ny CENI sy ny HCC no tompon’andraikitra amin’ny fihenan’ny isan’ny mpifidy »


  • Alarobia 29 Mey 2019

Namaly bontana ny valin-tenin’ny tompon’andraikitry ny CENI mikasika ny antony nahavitsy ny salanisan’ireo mpifidy tonga nandatsa-bato tamin’ny alatsinainy teo Atoa James Ratsima, filohan’ny fikambanana Asandratro ny fireneko.

 

 

 

Nambarany  fa ny CENI sy ny HCC no tompon’andraikitra voalohany tamin’iny fa tsy ny rehetra. Efa leo ny hala-bato niseho hatramin’izay ny olom-pirenena raha ny nambarany sady solombavambahoaka malety sy mpanangan-tanana fotsiny ny ankamaroany teto amintsika hatramin’izay ka tsy ananan’ny vahoaka fitokisana intsony. Nomarihiny manokana fa misy antony ihany koa ny fihemoran’ny fivoahan’ny voka-pifidianana  ho amin’ny 26 jona hotontosain’ny HCC  raha hamoaka ihany ny CENI fa kely amin’ny 17 jona ho avy izao.

 

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT