• Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Fanenjehana ny lehiben’ny distrikan’i Vohémar Nomelohin’ny SYNAD

Tsy mankasitraka sy manameloka tamin’ny fihetsika natao tamin’ny namany ny SYNAD (Syndicat National des Administrateurs civils) eo anatrehan’ny toe-javatra nahazo ny lehiben’ny distrikan’i Vohémar ny alahady 26 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Fampitahana voka-pifidianana Afaka manao fangatahana ireo kandida

“Tsy misy mahazo mamoaka voka-pifidianana” hoy Thierry rakotonarivo, filoha lefitry ny CENI. Fanamby napetraky ny CENI ny hikirakirana ny fifidianana ao anatin’ny mangarahara hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Depiote vaovao “Mila mamerina ny fahatokisan’ny vahoaka azy.”

Arahabaina ny Malagasy fa nahavita iny fifidianana iny, hoy ny filoha lefitry ny CFM, Gerard Ramamimampionona. Adin’ombalahin’ny mpianakavy ny fifidianana ka isika rehetra no tompon’andraikitra sy tompon’antoka amin’ny fampanjariana ny zava-misy eto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Kandida depiote tsy lany Maro no mety hiditra am-ponja

Maro amin’ireo kandida depiote teo aloha no manana dosie. Misy mihitsy aza moa ny nampidirina am-ponja vonjimaika toy ny kandida Leva na Raveloson Ludovic Adrien any amin’ny Distrikan’i Mahabo, Hasimpirenena Rasolomampionona, kandidan’ny IRD any Fandriana,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Jean Navandahy Ratiharison - Za gasy Nosamborin’ny zandary omaly

Nanamafy ny zandary eo Ankadilalana fa nosamborina omaly talata maraina ny filoha nasionalin’ny fikambanana Zah Gasy, Jean Navandahy Ratiharison izay kandida depiote ao amin’ny boriborintany faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Antoko ABA “Marefo ny demokrasia eto.”

Manoloana ny taham-pahavitsiana ambany dia ambanin’ireo mpifidy depiote ny 27 mey teo dia naneho ny heviny tamin’ny alalan’ny sekretera nasionaliny, Dany Rakotoson, ny Antokom-Bahoaka Malagasy (ABA).

Hamaky ny tohiny
FTT