Politique

Fifidianana tao Toamasina I Ahiana hampisavorovoro


  • Talata 28 Mey 2019

Milaza ny hanao fanambarana iombonana ireo kandida 11 amin’ny 12 izay mirotsaka hofidiana ao Toamasina.

 

 

 

Misy ny tsy fihetezana amin’ny lisi-pifidianana. Betsaka ny mpifidy nifidy tamin’ny fifidianana filoha no tsy ao anaty lisitra. Nivory tamina tranona kandida iray. Nitsidika ireo birao fandatsaham-bato tena nahitana io olana io. Handray fepetra ireo kandida ireo. Ny 70% amin’ireo lisitry ny mpifidy tamin’ny fifidianana filoha tsy ao anaty lisitra ary misy hala-bato goavana ketrehina eto, hoy ny kandida Rakotomalala Henri na Riribe nandritra ny fanambarana niraisana. Misy andian’olona tsy mipetraka eo an-tànana voasoratra sy tonga mifidy ao Toamasina, raha ny fanamarihan’ireo kandida. Hisy ny fepetra horaisin’izy ireo, raha ny fanambarana.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT