• Zoma 31 Mey 2019
Politique.Andry Rajoelina Efa lasa mpaminany koa ve ?

Tsy fahamatorana sa efa diso mahatoky tena sahady ny filoha Rajoelina sy ny mpiara-dia aminy ? Fantatry ny mpikambana IRD sahady ny voka-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Politique.Kandidà depiote any Mahajanga Niray feo ka nametraka fitoriana

Nivondrona ho iray ireo kandidà solombavambahoaka nilatsaka hofidiana tao Mahajanga I amin`ny tsy fankasitrahan`izy ireo ny tsy nety rehetra nandritra ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Politique.Fikambanana « Vondron’olon-tsotra » Avoahy ny voka-pifidianana tena izy

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly Ramatoa Sarah Zoe, filohan’ny fikambanana Vondron’Olon-Tsotra (VOT) manoloana ny havitsian’ny mpifidy tamin’ny alatsinainy 27 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Politique.Voka-pifidianana mampiahiahy Faritra maro no efa mikorontana…

Miisa 85 hatramin’ny 90 eo ny depiote azon’ny ekipan’ny mpitondra, ary mandresy lavitra satria 65 no noeritreretina. 20 kosa no an’ny mpifanandrina politika na mety ho latsak’izay, hoy Rajoelina tany Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Politique.Raharaha “Îles Eparses” Manao sinema Rajoelina sy ny Frantsay…

Nolazaina fa nangataka ny famerenan’i Frantsa amin’i Madagasikara ireo nosy manodidina na « îles Eparses » bodoin’ny Frantsay i Andry Rajoelina nandritra ny fihaonana tamin’i Emmanuel Macron ny alarobia 29 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Mey 2019
Politique.Antoko Teza « Naloan’ny vahoaka ny rafitra politika eto. »

Efa niteny foana ny antoko politika Teza, hoy ny filohany Jean Louis Rakotoamboa fa maloto ny fitsipiky ny demokrasia eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
FTT