Politique

Antoko Teza « Naloan’ny vahoaka ny rafitra politika eto. »


  • Zoma 31 Mey 2019

Efa niteny foana ny antoko politika Teza, hoy ny filohany Jean Louis Rakotoamboa fa maloto ny fitsipiky ny demokrasia eto Madagasikara,

 

 

 raha naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny havitsian’ny mpifidy sy ny tranga rehetra nandritry ny fifidianana depiote farany teo. Anisany ny lalàmpanorenana, ny lalàm-pifidianana, ny lalàna mikasika ny antoko, ny lalàn’ny serasera sy izay mifandraika amin’ireo. Mila amboarina aloha ireo vao milingilingy manao fifidianana. Ireny ny vokany. Naloan’ny vahoaka ny rafitra politika misy eto ankehitriny, hoy hatrany ny fanazavany. Kitoatoa ny fikarakarana fifidianana, raha tsy hilaza afa-tsy ny tsy fahatomombanan’ny lisi-pifidianana sy ny tsy fahampian’ireo tabilao fametrahana afisy any ambanivohitra fotsiny. Lasa kolontsaim-bola fa tsy misy izay mba foto-kevitra nivoitra tamin’ny ankapobeny tamin’ireo propagandy fa dia mbola ny fizarana zavatra ihany no nanjaka.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT