• Talata 04 Jona 2019
Politique.Tsy fahaiza-mitantana Mampisavorovoro saim-bahoaka ny fanjakana

Nampisavoritaka saim-bahoaka ilay resaka andro tsy fiasana izay fankalazana ny fetin'ny mpino silamo Eid Al-Fitr, izay efa namoahana didim-panjakana N°2019-191 ny 22 febroary fa andro tsy iasana fa andraisan-karama anio 4 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Politique.Voka-pifidianana vonjimaika Hohajaina ny 15 jona

“Afaka roa herinandro ny famoahana ny voka-pifidianana vonjimaika amin`ny fifidianana solombavambahoaka”, hoy ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Politique.Fiarahamonim-pirenena Raikitra indray ny antso avo ho an’ny filaminana

Nanao antso avo amin’ny vahoaka hilamina sy amin’ny manampahefana ary ny rafitra ara-pifidianana mba hanaja ny tsy fitanilàna ny sabotsy teo ny ivontoerana Safidy izay sehatra iray anaraha-maso ny fifidianana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Politique.Rajoelina sy ny IRD Manao adin’ny kanosa …

Miandry ny voka-pifidianana ofisialy isika, saingy efa nilaza nialoha ny fotoana tany Frantsa ny filoha am-perinasa fa mandresy sy mahazo toerana 85 hatramin’ny 90 ny kandidany natolotry ny vovonana IRD.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Politique.Marc Ravalomanana “Leo kolikoly sy fitiavan-tena ny vahoaka”

Vitsy ny olona no tonga nifidy ary maro no azo hanazavana izany, toy ny tsy fahatokisan’ny vahoaka ny rafitra mpikarakara fifidianana noho ny zava-nitranga tamin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika farany teo, ny laza ratsin’ny Antenimieram-pirenena noho ny nataon’ireo solombavambahoaka teo aloha izay nanjakan’ny kolikoly, hoy i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2019
Politique.Raharahara “Îles Eparses” Hitsikombakomba amin’i Frantsa ny mpitondra…

Adihevitra tato ho ato ny momba ireo Nosy Malagasy bodoin’ny Frantsay.

Hamaky ny tohiny
FTT