Politique

Fikambanana VOT “Tsy misy zavatra mandeha intsony eto amin’ny firenena”


  • Zoma 14 Jona 2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Vondron’olon-tsotra tarihin-dRtoa Sarah Zoe. Nambarany fa tsy misy zavatra mandeha intsony eto amin’ny firenena, indrindra taorian’ny fifidianana solombavambahoaka farany teo.

 

 

 Izay rehetra mijoro sy vonona ny hilaza ny hosoka sy ny hala-bato nitranga tany amin’ny faritra misy azy dia gadraina avokoa, hany ka voatampim-bava ny rehetra. Ankoatra izay dia totofana fahantrana ny vahoaka, hosihosena ny zony raha mbola hahodinkodina ihany koa ny safidiny. Tsy hita taratra intsony hoy izy ny mahatany tan-dalana an’i Madagasikara, difotra tanteraka ny demokrasia ka ilana fandraisan’andraikitra. Miantso ny CENI sy ny HCC mba handray ny andraikiny feno araka izany ny VOT . Ekena hoy izy fa efa misy ny fampitahana ny PV saingy tokony hatao tsara sy tohizana araka ny tokony ho izy izany. Miantso ny mpitandro ny filaminana koa izy mba hijery ireo tena mpanakorontana ny firenena.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT