Politique

Vovonan’ny foko 22 eto Madagasikara Hatao amin’ny 22 septambra any Toamasina


  • Alarobia 19 Jona 2019

Tsy manana fetim-pirenena izany ny Malagasy hatramin’ny andro ny 26 jona sy ny 14 oktobra fahiny dia nanamarihana seho nitranga fotsiny.

 

 

Ny 26 jona dia fetin’ny fahaleovantena izay nosalorana ho fetim-pirenena noho ny fahamaritan’ny ny didy amann-dalana. Ny tokony ho fetim-pirenena dia tokony hojerena tanteraka ka hapetraka aminn-ny fokom-pirenena. Nanomboka tamin’ny 2016 dia namory an’ireo raiamandreny lehibe mitantana ny foko 22 eto Madagasikara. Ka efa nalefa any amin’ny fitondram-panjakana mahefa ny taona vaovao nifanarahan’ny foko rehetra mba hankatoavin’ny minisitera sy ny Antenimieram-pirenena ary ny fitondram-panjakana manontolo ny taom-baovao iraisan’ny foko rehetra eto Madagasiksara ka hatao ho fetim-pirenena Malagasy. Mety  amin’ny fanapahankevitra demokratika ihany koa no hanendren’ny fanjakana an’izany ary ho eken’ny foko 22. Ny ilaina dia misy daty tokana hankalazana ny taom-baovao Malagasy. Tsy miova anefa na izany azy ny fanatanterahana ny vovonan’ny foko  22 ho tarihan’ny KMTM “Komity Mpanomana ny Taombaovao iraisan’ny Malagasy”, manana ny tanjona hanaovana ny taom-baovao iraisana ho ny 22 septambra isan-taona, izay ho tanterahina any Toamasina amin’ny 22 septambra ho avy izao.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT