Politique

Andry Rajoelina Tsy nanome fanenan-tsazy sy famotsoran-keloka…


  • Alatsinainy 01 Jolay 2019

Toa tsy nisy ny kabarin’ny filoham-pirenena ho an’ny Malagasy fanao isaky ny fetim-pirenena.

 

 Tsy nisy ny famotsoran-keloka na fanenan-tsazy, izay efa nipetraka ho isan’ny fomba amam-panao Repoblikanina. Fanaon’ny Filoham-pirenena io rehefa fetim-pirenena tahaka izao, saingy tsy nisy tamin’ity. Maro loatra ve ny adidy aman’andraikitra sahaniny eto amin’ny firenena ka adino izany sa izay no isan’ilay mbola tsy natao tao anatin’ny 58 taona fa hatao ao anatin’ny 5 taona ? Hiditra amin’ny faha-6 volana nitondrana ny filoha, ary raha vao nanendry ny governemanta, dia nilaza fa hisy ny tombana hatao mahakasika ny asa vitan’ny tsirairay ka mety mbola mikenonkenona an’izany. Ny tsikaritra aloha dia tsy tena mandeha ilay « IEM », fa zavatra hafa toa tsy nisasaran’ny fanjakana ny ankamaroany no toa terena ho ny velirano natao no efa tanteraka.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT