Politique

Tsy fisian’ny fitoniana ara-politika sy ara-tsosialy Sakana ho an’ny fandrosoan’i Afrika


  • Alarobia 10 Jolay 2019

Anisan`ny mbola mibahana betsaka mandritra ny fihaonana an-tampony ny Vondrona Afrikanina izay notanterahina tany Niamey Niger ny fitoniana ara-politika sy ara-tsosialy manerana ny kaontinanta afrikanina amin`ny ankapobeny.

 

 Maro ireo olana sedrain`ny kaontinanta afrikanina amin`izao: ny asa fampirohorohoana, ny adilahy politika, iretsy vahoaka maro miantso fikorontanana toekarena sy ara-tsosialy, ny ady ao Soudan sy Lybia. Ireo dia mbola anisan`ny olana mampikaon-doha an`ireo lehiben`ny governemanta manerana an`i Afrika amin`izao fotoana izao. Nohamafisin`ny filohan’ny Repobika Demokratika Congo, Felix Tsishikedi, nandritra ny fihaonana fa tsy hisy mihitsy ny fampandrosoana sy fandrosoana eto Afrika raha mbola olana ny filaminana sy fitoniana ara-politika sy ara-tsosialy io no mbola mipetraka ka tsy voalamina raha nanome ny heviny izy mahakasika ny fampiharana ny “Zone de libre echange continentale” izay kasaina atao ny taona 2020 ho avy izao.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT