Politique

Fifidianana - CENI Haverina amin’ny laoniny ny anaran’ireo tsy tao anaty lisitra


  • Alarobia 21 Aogositra 2019

Efa eo am-pijerena ireo anaran’ny olona tsy voasoratra tao anaty lisi-pifidianana ny eo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny Ceni.

 

 

 

 Nambaran’ny mpampiaka-tenin’ity rafitra ity, Fano Rakotondrazaka fa hamerina amin’ny laoniny ny anaran’ireo olona tsy tao anaty lisitra no ataon’ny Ceni amin’izao fotoana. Izay tsy tafiditra no jerena ary ireo mpifidy nisedra olana tamin’ny fifidianana depiote farany teo, hoy hatrany ny fanazavany. Tsy afaka mampiditra sy manala ny anaran’olona anatin’io lisitra io ny Ceni fa ireo izay tsy tafiditra kosa no ezahina hampidirina ao, hoy izy ary hangataka didy na “ordonnance” any amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany izy ireo, vao afaka manao izany.

Sitraka r.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT