- Alarobia 04 Septambra 2019
Politique.Rivo Rakotovao “Natao hihaino ny fitarainan’ny olona ny loholona”
Natao hihaino ny fitarainan’ny olona sy ireo vondron’olona na antoko politika hafa, ny mpahay toekarena, ny ara-tsosialy sy ireo olona hitondra hevitra hanatsarana ny faritra misy azy tsirairay avy ny antenimierandoholona.
Hamaky ny tohiny
