Politique

Pastera Édouard Tsarahame "Alamino ireo rafitra vao miroso amin'ny fifidianana"


  • Zoma 30 Aogositra 2019

"Tsy mbola tokony hirosohana ny fifidianana ben'ny tanàna", hoy Pasteur Édouard Tsarahame, filoha lefitry ny Rodoben' ny Mpanohitra (RMDM).

 

 

 Maro ireo mila alamina eto amin' firenena, indrindra ny sata mifehy ny mpanohitra, hoy Izy. Lasa sakana ho an'ireo antoko tsy ahafahany mirotsaka amin'ny fifidianana. Tsy mazava ny lalan-kaleha eto Madagasikara, hoy hatrany ity mpanao politika ity. Nohitsiany fa tsy mazava ny sata mifehy ny mpanohitra, ny lalàna mifehy ny fifidianana. Raha mazava ireo dia afaka miroso amin'ny fifidianana. Mila atao mazava ihany koa ireo lesoka nandritra ireo fifidianana nifanesy, ny lisi-pifidianana, ireo mpikambana eo anivon'ny CENi, ireo kojakojam-pifidianana... Mipetraka ihany fanontaniana hoe ahoana no hiatrehana fifidianana ? Nanamafy kosa ny tenany fa mety hanohana kandidà ny RMDM amin'ny fifidianana ben'ny tanàna, indrindra eto Antananarivo Renivohitra

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT