• Alakamisy 05 Septambra 2019
Politique.Tovonen -Mpanao Rallye Kandida ben’ny tanàna

Toy ny nataony nialoha ny fanadinana CEPE farany teo tao amin’ny EPP Tanjombato ihany dia nitondra ody ambavafo sy fitaovam-pianarana hiatrehan’ireo mpiadina BEPC 350 isa ao amin’ny CEG Tanjombato indray ilay kalazalahy eo amin’ny fanamoriana fiarakodia,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana tena izy Efa safidy politika ka mila tanterahina

Endrika iray hahazoana manatanteraka ny fanamby amin`ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy ny fiaraha-miasa amin`ny vondrombahoakam-paritra vahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Politique.Fanonerana nandritra ny krizy politika Miankina amin`ny fanjakana ny tetibola…

Ny fitoniana, ny fandriampahalemana ary ny fifidianana ben`ny tanàna no hifantohan`ny asan`ny komitin`ny fampihavanana Malagasy (CFM) mandritra ny fivoriana fahatelo izay nanomboka ny 02 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Politique.Raharaha Ampefiloha Nankasitraka ny fihetsiky ny fitondram-panjakana ny CNIDH

Mahavelom-bolo ny mpiaro ny zon’olombelona ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana teo anatrehan'ny fanambarana nataon'ny minisitra miandraikitra ny filaminam-bahoaka ny 27 aogositra lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Politique.Fanoherana Sarintsarina mpanohitra no tian`ny fitondrana hapetraka

Mandringa ny famolavolana ny lalàna mifehy ny mpanohitra izay tadiavin`ny fitondrana holaniana amboletra eny amin`ireo parlemantera roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Septambra 2019
Politique.Mafana ny toe-draharaha Minisitra iray teo aloha hosamborina…

Ho avy ny fisamborana na fampiantsoana minisitra iray tamin’ny andron'ny HVM, raha ny loharanom-baovao azo. Mety ho anio alarobia no hanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT