• Alakamisy 26 Septambra 2019
Politique.Fitantanana ny Faritra Voatendry ho Governora i Lylyson sy Hery Be

Voatendry omaly alarobia 25 septambra nandritra ny filankevitry ny minisitra ny 11 amin’ireo governoran’ny faritra eto Madagasikara, izany hoe ny tapany voalohany. Tahaka izao manaraka izao izy ireo :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Politique.Fampandrosoana eny ifotony Afaka mahaleotena amin`ny alalan`ny hetra

Araka ny and. 149 ao anatin`ny lalàmpanorenana, “ny kaominina dia mandray anjara amin`ny fampandrosoana ara-toekarena, ara-tsosialy, ara-kolontsaina sy momba ny tontolo iainana eo amin’ ny fari-pifidianam-paritra misy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Politique.Niteny ny CFM Ben’ny tanàna mendrika ho ray amandreny no ilaina

Manao antso hatrany ny komitin’ny fampihavanana Malagasy na CFM fa fifidianana ifotony tena ahitana taratra ny hoe fanjakana akaikin’ny vahoaka ny fifidianana ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2019
Politique.Fitondrana IRD Efa manjaka tokana fa tsy mbola mahavita ihany

Midangana ny vidim-piainana, saingy tsy manana vahaolana tena mafonja ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2019
Politique.Kaominina Alasora Vavahadin’Antananarivo, homena endrika miavaka

Teboka telo lehibe no azo tsinjraina ny zava-bita nandritra izay efa-taona izay, hoy Marc Ramiaranjatovo, ben’ ny tanàna ao amin’ ny kaominina Alasora. Voalohany, ny fametrahana ny fepetra rehetra hamerenana ny fitantana ara-dalàna sy mahomby teo anivon’ ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2019
Politique.Fikambanana VAR “Hanenenana io tsy mifidy io !”

Fifidianana manakaiky vahoaka ny fifidianana ben’ny tanàna izay atsy ho atsy, hoy ny filohan’ny fikambanana VAR, Jerry Rakotoarijaona.

Hamaky ny tohiny
FTT