• Zoma 27 Septambra 2019
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Hampandresy an’i Rina ny depiote TIM

Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny fanohanany amin’ny heriny rehetra an’i Rina Andriamasinoro kandida ben’ny tanàna eto Antananarivo atolotry ny Antoko Tiako i Madagasikara na ny TIM ireo depiote 6 avy amin’io antoko io lany teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Septambra 2019
Politique.Fanendrena governora “Ny lalàna nampiharina tamin`ny taona 2005 no tohizana”

Nisy didim-panjakana roa goavana nivoaka tamin`ny filankevitry ny minisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Septambra 2019
Politique.Filaharana ao anaty bileta tokana Raikitra ny antso ho amin’ny fanitsiana azy

Ekena fa « scrutin séparé » na misaraka ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna, hoy ny manampahaizana momba ny fitantanan-draharaham-panjakana, Julien Andriamorasata,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2019
Politique.Niteny ny CFM Ben’ny tanàna mendrika ho ray amandreny no ilaina

Manao antso hatrany ny komitin’ny fampihavanana Malagasy na CFM fa fifidianana ifotony tena ahitana taratra ny hoe fanjakana akaikin’ny vahoaka ny fifidianana ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2019
Politique.Feno Harison “Hatombotsika eto Antananarivo ny fanarenana.”

Tsy vao androany aho no resy lahatra amin’ny fanarenana miainga avy any ifotony ny rafitra rehetra misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Septambra 2019
Politique.Fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana Mety hiteraka fanintsanana amin`ny fifidianana

Namamarika ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI) fa tsy mbola tafiditra ao anatin`ny fotoanan`ny fampielezan-kevitra ireo kandidà na dia efa misy ihany ireo manatanteraka izany.

Hamaky ny tohiny
FTT