- Talata 24 Septambra 2019
Politique.Ranesa Firiana “Mafy loha ny Malagasy kanefa be zavatra takiana”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Raha anio 24 septambra no nofaritan’ny lalàna hivoahan’ny lisitra ofisialin’ireo kandida nahafeno fepetra handray anjara amin’ny fifidianana ben’ny tanàna ny 27 novambra,
Hamaky ny tohinyNampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Planet M Amboarohy Alasora ny sabotsy teo ny firotsahan-dRandriantsoa Jimmy ho kandida ben’ny tanànan’Alasora sy ireo mpanolotsaina kaominaly tarihin-dRakotomalala Benjamin, izay atolotry ny antoko Tiako i Madagasikara na ny TIM avokoa.
Hamaky ny tohinyTeboka lehibe telo no azo voizina mahakasika ireo masoivoho efatra voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo araka ny hevitr’i Imbiki Herilaza, mpahay lalàna.
Hamaky ny tohinyMisy zavatra mampiahiahy amin’ny fomba fikarakarana fifidianana, hoy ny mpitarika ny MCFIE, Henry Rakotomalala.
Hamaky ny tohiny“Amin’ny ankapobeny dia mitady hikezaka ny fitondrana. Mitady ho tia azy ireo aho.
Hamaky ny tohiny