- Talata 22 Oktobra 2019
Politique.Tolo-dalàna momba ny fanoherana “Hifikirana eo amin’ny fahefana fotsiny…”
“Mitaky hatrany ny didy fampiharana ny sata mifehy ny fanoherana ny antoko Tiako i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny“Mitaky hatrany ny didy fampiharana ny sata mifehy ny fanoherana ny antoko Tiako i Madagasikara.
Hamaky ny tohinySivy volana nitondrana ny firenena izay ny filoha Andry Rajoelina sy ny ekipany. Maro ny vava sy ny fampanantenana mbola nitosaka tao anatin’izany.
Hamaky ny tohinyRaha atao ny asa marika tsotsotra dia miiba ny asa vitan’ny fitondram-panjakana nahazo fahefana ny janoary 2019 hatreto aloha. Olana no betsaka, mitarazoka ny fipoiran’ny vahaolana fa tsy arakarak’ilay hoe mandeha haingana be na “ TGV”.
Hamaky ny tohinyMiantso fifampidinihana eo amin’ny fitondram-panjakana sy ireo vahoaka voakasik’ilay tetikasa Tana-masoandro ny solombavambahoaka voafidy eny Atsimondrano Atoa Alain
Hamaky ny tohinyVonona hitondra fampandrosoana sy ainga vao ho an’Ambohidrapeto, distrikan’Antananarivo Atsimondrano Atoa Andriantsilavo Mihary,
Hamaky ny tohinyMifanandrify tanteraka amin’ny vanim-potoanan’ny fifidianana ny tsena mora tanterahin’ny fanjakana amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohiny