• Zoma 25 Oktobra 2019
Politique.Fitantanana ny “ Iles Eparses” Hatsangana tsy ho ela ilay vaomiera manokana

Nitondra fanampim-panazavana taorian’ny fanambaran’ny filoha Frantsay Emmanuel Macron nataony tany amin’ny nosy Glorieuses ny filoha Malagasy Andry Rajoelina tamin’ny alalan’ny tambajotra sosialy tweeter sy facebook omaly .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Oktobra 2019
Politique.Rajoelina – Hajo Hifamingana anatiny

Manomboka mifampiahiahy ireo samy mpomba an’i Andry Rajoelina sy ireo mpanajary ny IEM (Initiative pour l'Emergence de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Oktobra 2019
Politique.Mponin’Ambohitrimanjaka Manizingizina fa tsy manaiky ny hanotofana ny taniny

Very fanahy mbola velona ny ankamaroan’ireo mponina voakasik’ilay tetikasa tana-masoandro kasain’ny fitondram-panjakana hanotofana tany an’arivony ha ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Oktobra 2019
Politique.Rivo Rakotovao “Ny hanambatra ny mpikambana no tanjona amin’io kongresy io”

Hanambatra ireo mpikambana izay tsy nivadika palitao ny tanjon’ny antoko Hvm amin’io kongresy izay ho tanterahin’izy ireo io, amin’ny volana novambara ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Oktobra 2019
Politique.Amboteiazy, solika tsy misy, delestazy Hovonoina ve ny mponin’Antananarivo ?

Ekena fa tena ilaina ny fanatsarana sy fanamboarana fotodrafitrasa tahaka ny lalana, tetezana, trano. Tsy lavinna fa mety misy ny tampoka saingy misy kosa angamba ny fandaminana asa tokony hatao fa tsy atao hitsin-dalana fotsiny ilay izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Vondrona Eoropeanina Manara-maso akaiky ny toe-draharaham-pirenena

Nihaona manokana sy nitsidika tamim-pomba fifanajana tamin’ny Masoivohon’ny Vondrona Eoropeanina eto Madagasikara Giovani Di Girolamo ny filohan’ny antenimierandoholona Rivo Rakotovao omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT