• Alakamisy 17 Oktobra 2019
Politique.Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

Ny komity ifotony ho an’ ny fampandrosoana(CLD), hatramin’izay, dia ny eo anivon’ny distrika sy ny depiote no nitantana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2019
Politique.Olona efa nohelohin’ny fitsarana Kandidam-panjakana amin’ny fifidianana

Araka ny didin’ny fitsarana ambony ady sivily laharana CATO-165-CO/18 ny 07 martsa 2018 dia nivoaka ny didy raikitry ny fitsarana teo amin’ny adin’ny Kin mpitory sy Randrianasolo José Clément ben’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2019
Politique.Mponin’i Mahavoky Besarety Manohitra ny fanoloana ny sefom-pokontaniny

Nisy ny fanangonan-tsonia nataon’ny mponina etsy Mahavokyfa tsy ankasitrahan’izy ireo ny fanendrena ny sefo fokontany vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2019
Politique.Fivorian’ny Parlemantera maneran-tany Manana solontena lasa any Serbie isika

Manana delegasionina manatrika ny fihaonambe iraisam-pirenena ho an’ny parlemantera mpikambana ao anatin’ny Mirenena Mikambana na ny UIP (Union Interparlementaire) andiany faha-141 nanomboka ny 13 hatramin’ny rahampitso 18 oktobra any

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2019
Politique.Rina Randriamasinoro “Tsy mitsoaka isika fa vitantsika io”

Tonga omaly avy tany Eoropa sy Etazonia ny Kandida ben’ny tanànan’Antananarivo Rina Randriamasinoro atolotry ny antoko TIM,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Oktobra 2019
Politique.Julien Randriamorasata “Vitan’i Rina ny nampandeha ny CUA natao fahirano”

Fantatro tsara ny kandida Rina Randriamasinoro satria zandriko io, nivoaka tao amin’ny sekoly ambony ENAM toa ahy ihany koa,

Hamaky ny tohiny
FTT