• Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Tsy misy tahotra sy henatra intsony Kandidan’ny IRD no manao tsena mora

Toy ny zava-niseho teny Ambavahaditokana, izay nanaovana antso amin’ny peta-drindrina hoe tongava hisitraka ny tsena mora, ary ampiarahana amin’ny sarin’ny kandida ben’ny tanàna tohanan’ny IRD,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Andry Rajoelina Manomboka miady amin’ny Frantsay ?

Tanin’i Frantsa eto, mampirehareha antsika ary harenan’i Frantsa, hoy ny filoha Frantsay Emmanuel Macron omaly tany amin’ny Iles Glorieuses anisan’ireo iray ao anatin’ny Iles Eparses.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Tontolo politika Ho avy masiaka ny HVM

Hipoitra ny HVM amin’ny volana novambra, rehefa nisafidy nangina satria olona nitondra izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Arlete Ramarson « Manitsakitsaka ny zon’olombelona ny fitondrana »

Manoloana ny fananganana ilay tetikasan’ny filoham-pirenena amin’ilay tanàna vaovao, izay haorina eny Ambohitrimanjaka, dia

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Fandikan-dalàna ataon’ny kandida Am-polony ny fitarainana voarain’ny CENI

Tapa-bolana tsy hiatombohan’ny fampielezan-kevitra dia efa mahatratra folo (10) mahery sahady ireo tsy fanarahan-dalàna voaray eo anivon’ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana (CENI).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Politique.Fiarahamonim-pirenena ROHY Mila manamafy ny serasera ny fitondrana

«Atao ampy sy matotra ny serasera, ny fifampidinihina ary ny fampandraisana anjara ny olona eny ifotony.

Hamaky ny tohiny
FTT