• Alatsinainy 04 Novambra 2019
Politique.Haja Andrianavony Porofoiny amin’ny asa ny fahavononany hitantana an’i Moramanga

Andrianavony Haja no natolotry ny Tiako i Madagasikara (TIM) ho Ben’ny Tanàna ao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Moramanga, Alaotra Mangoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Politique.Antoko UNDD Miantso ny Malagasy handray ny andraikiny

Nanomboka omaly tetsy amin’ny Live Hotel Andavamamba ary hifarana anio ny filankevitra nasionalin’ny antoko UNDD tao anatin’izay fotoana ela tsy nahenoana ny feon’izy ireo izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Politique.Antoko Politika Natiora « Filohana antoko fa tsy firenena Rajoelina »

Betsaka ny azo lazaina mikasika ny raharaham-pirenena, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Politique.Minisitry ny atitany “Mampitaraina vahoaka ny sefo fokontany sasany”

Fokontany, distrika, kaominina miainga amin`ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana no hamaritana ny tena fampandrosoana marina tiana apetraka eto amin`ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Politique.Fifidianana monisipaly sy kaominaly Ireo didy folon`ny propagandy

Voalohany, fanajana ny maha iray tsy mivaky ny malagasy sy ny fihavanana; Faharoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Oktobra 2019
Politique.Anaty krizy ny fitondrana Voadaka ny minisitra Vonjy Andriamanga

Araka ny efa nanampoizana azy, taorian’ny fametraham-pialan’ny tale jeneralin’ny Ofisy Malagasy misahana ny akoranafo (OMH)

Hamaky ny tohiny
FTT