Politique

ANDRY RAJOELINA


  • Alatsinainy 04 Novambra 2019

Mandeha miafina sy an-tsokosoko mihitsy no azo ilazàna ny filoha Andry Rajoelina. Namonjy fihaonam-be tany Abou Dabi indray ity farany nandritra ny faran'ny herinandro.

 

 

 Fiaramanidina manokana mihitsy no nandehanany mba tsy hahafantaran'ny maro hoe lasa izy. Mbola tsy azon’ny mpitondra ankehitriny mihitsy fa ny vahoaka no nifidy azy ary koa ny vahoaka no manakarama ny fitondràna. Mila fantatry ny olona arak’izany ny asa ataon’ny filohan’ny Repoblika fa tsy izay tiany no hatao. Raha tsy izany dia rafitra mpanjaka no mety.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT