• Alarobia 14 Mey 2014
Loisirs.Malagasy Gospel Hiverina any Soisa indray

Hanatontosa fampisehoana maromaro any amin’ny tanànan’i Zurich sy Genève any Soisa indray ny tarika Malagasy Gospel amin’io volana jona io mandritra ny roa herinandro hijanonany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Mey 2014
Loisirs.«Hafa mihitsy» Fampisehoana kalon’ny omaly

Andro manerantany ho an'ny Tranombakoka ny alahady 18 mey izao. Hoentin'ny Radio Feon'Imerina an-tsehatra eny amin'ny CC ESCA Antanimena amin’io andro io amin'ny 3 ora tolakandro ny hiran'Imerina tsy tontan'ny ela.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2014
Loisirs.Dihy mamoafady Ho lasa “kolontsaina” ve ?

Valalanina ny rehetra raha mahita ireo karazan-dihy mampidera fitombenana hita anatin'ireo rakitsary sy tazana eny an-tsehatra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Mey 2014
Loisirs.Donaben’ny rap gasy Agrad & Skaiz, anisan'ireo hanafana ny sehatra

Ireo samy ngezalahin’ny HH na ny rap gasy avy amin’ny clan miisa roa dia ny "Gasy ploit" ahitana an’i Agrad & Skaiz, Odyai, Tongue Nat... ary ny avy amin’ny Wild Music misy an-dry Tsekman, Nayad, ...

Hamaky ny tohiny
FTT