Loisirs

Fijerena sinema Hisy fanokafana efitrano vaovao


  • Zoma 16 Mey 2014

Hovelomina eto amintsika hanjary ho zavakanto hanana ny maha izy azy manomboka izao ny sinema.

 Efa ho 30 taona mantsy izao no nahafatesan'izy ity teto amintsika ka nampahazo vahana ny vidéo. Horaisin'ny Tia Sary an-tanana ny fanatanterahana izany. Nofinofiny efa roa taona lasa izay. Hatomboka amin'ny fanokafana efitrano vaovao fijerena sary mihetsika izany satria ho an'ireo efitrano sisa tavela eto amintsika dia efa ratsy avokoa na tantanana orinasa tsy miankina. Boky vaovao hivelatra ho an'ny tantaran'ny sarimihetsika ny fisian'izany hiampy ny fanokafana ilay antsoina hoe : “Multiplex”, izay tetikasa vaovao ihany koa. Tafiditra ao anatin'izany ny fanokafana trano fianarana ho an'ny sary mihetsika raha toraka izany koa ny tantara an-tsangana. Ny fomba famoronana sary mihetsika...

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Loisirs

  • Loisirs
  • Alakamisy 25 Aprily 2019

Andry Rajoelina Tsy hahavita 5 taona ...

  • Loisirs
  • Alakamisy 08 Novambra 2018

Marc Ravalomanana Tena mamim-bahoaka

Hijery ny tohiny
FTT