Finoana

Olan’ny FJKM Lazaina Andrasana ny vahaolana


  • Zoma 19 Jolay 2019

Tohin’ny fanakatonan’ny minisiteran’ny atitany ny FJKM Lazaina dia efa nisy ny fampirisihana hanao fitsirihina izay mety ho fanodinam-bola na “audit” kanefa tsy nisy ny fanaovana izany,

 

hoy ny filoha lefitry ny zanaka am-pielezana ao an-toerana, Charles Rakotonirina. Antony tsy naneken’ny mpiangona ny fanalana ny mpitandrina io. Nametraka ratra ho an’ny mponin’i Lazaina mihitsy ity zava-nitranga tsy mbola nisy efa ho 100 taona mahery nisian’ny fiangonana ity. Manome tsiny ny foibe sy sinaodam-paritany Iarivo Avaradrano izahay satria natao handamina ireo kanefa nanakorontana, hoy izy, ary olona vitsy an’isa indray no nohenoiny. Andrasana ny fivoaran’ny toe-draharaha mikasika ity fiangonana Kristianina ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT