Finoana

Fiangonana tranovato Anatirova Fikambanana maro no mitsidika eny


  • Talata 23 Jolay 2019

Manao tohivakana ireo fikambanana mitsidika ny fiangonana tranovato Anatirova Manjakamiadana. Fikambanana hafa indray no tonga nivavaka sy nampiasa io toerana io tamin’ny alahady teo,

 

 

taorian’ny fotoam-pivavahana nanokafana ny faha-150 taonany sy ireo fianakavian’ny mpanjaka Ranavalona II izay tonga nivavaka tao. Mandritra ny herintaona no hanaovana ny fankalazana raha tsiahivina ary ny fampiakarana ny afom-pifohazana eto amin’ny firenena no tsangambato. Ny  teny voasoratra ao amin’ny Isaia toko faha-60 no entina manainga izao jaobily izao raha ny fantatra. Marihina fa mifandraika amin’ny fanarenana ny rova ity fankalazana ity ka ny filoham-pirenena mihitsy no nanendry ireo mpitantana ny fiangonana ankehitriny. Misokatra ho an’ny rehetra ny toerana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT