Finoana

Famatsiana Jiro sy Rano Azo antoka amin’ny fandraisana ny Papa


  • Zoma 06 Septambra 2019

Miomana amin’ny fandraisana ny Papa François ny orinasa JIRAMA, araka ny fampahafantarana nataony.

 

Fepetra noraisina eo amin’ny lafiny herinaratra : ny fametrahana andrin-jiro fanampiny miisa 170, fametrahana « transformateur mobile » 630 KVA eny Soamandrakizay, fametrahana vondrom-pihary herinaratra 2X400 KVA eny Soamandrakizay, fampitomboana ny isan’ireo mpiandry raharaha. Azo antoka ny fahampian’ny famokarana herinaratra na dia hitombo aza ny filàna. Efa vonona ny vondrom-pihary herinaratra raha toa ka misy ny tsy fahampiana. Mikasika ny famatsiana rano kosa dia misy ny fametrahana kamiao « citerne » eny Soamandrakizay sy amin’ny toerana 55 eto Antananarivo.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT