• Talata 11 Aogositra 2020
Finoana.Hasin’ny firenena Malagasy “Tanteraho ny hetahetam-bahoaka…”

Manana ny drafitra Marshall ny filoham-pirenena, hoy ny filohan’ny fikambanana Hasin’ny firenena Malagasy, Njaka Andriantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2020
Finoana.Finoana Hanokatra Fiangonana ny FJKM

Nanapa-kevitra ny hanokatra ny Fiangonana FJKM, fa hiverina hisokatra ny Fiangonana, araka ny Fanambaran’ny Filohany Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Finoana.Fiangonana FJKM Tsy hisy aloha ny Synoda Lehibe faha-19

Misy ny Hafatra Pastoraly navoakan’ny Fiangonana FJKM mahakasika ny fiainam-pirenena sy ny fiangonana, izay miantefa amin’ny ambaratongan-drafitra rehetra ao anatin’ny Fiangonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy Nanao antso fanairana

Tao anatin’ny herinandro no namoizan’ny Fiangonana Loterana Malagasy na ny FLM ireo Raiamandreny am-panahy roa dia ny Filohan’ny fiangonana am-perinasa sy ny teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Finoana.Fiangonana Loterana Malagasy Nodimandry ny Pastora Dr Rabenorolahy

Nodimandry vokatry ny valanaretina coronavirus Andro vitsy taorian’ny fodiamandrin’ny Filoha am-perinasan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) Pasitora Dr Rakotonirina David ny alin’ny sabotsy 11 jolay lasa teo vokatry ny valanaretina coronavirus,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Finoana.Diosezy Antsirabe Mikatona avokoa ny Eglizy Katolika

Mikatona avokoa ny Eglizy KATOLIKA manerana ny diosezy Antsirabe nanomboka ny 8 Jolay ka hatramin’ny Alatsinainy 20 Jolay 2020.

Hamaky ny tohiny
FTT