Finoana

Fikambanana FIFAMADA “Efa misy praograman’Andriamanitra ho an’ny zaza vao miforona”


  • Talata 02 Novambra 2021

Nampahafantarina ny sabotsy teo teny amin’ny Espace Fihantana Ambatomitsangana ny fijoroan’ny fikambanambe izay tarihin’ny Apostoly Tsaratsara dia ny FIFAMADA

 na ny Fikambanana ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra eto Madagasikara izany. Fikambanana maneran-tany izy io, hoy ny filoha nasionaliny, Faratiana Rasolofomasoandro. Ho avy, hoy ny FIFAMADA, ny fotoanan’Andriamanitra hanandratany an’I Madagasikara ho firenena matanjaka indrindra maneran-tany. Isan’ny manda ny tolo-dalàna mikasika ny fampitsaharana vohoka ny FIFAMADA satria tsy sahaza amin’ny maha zanak’Andriamanitra izany ary ampianarina mihitsy koa aza rehetra mianatra haifampianarana na “pédagogie” ny hoe “des sa conception, l’enfant possède un âme.” Efa misy praograman’Andriamanitra ho azy sahady noho izany ny zaza vao miforona, hoy hatrany ny FIFAMADA. Tsy azo tohanana io, hoy izy ireo.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT