• Alarobia 15 Septambra 2021
Finoana.Antoko mpihira Taratry ny mazava Hanomana ny rakikira faha 6

Isaorana Andriamanitra fa tontosa ny fampisehoana rehetra natao tany an-tanindrazana ny faran’ny herinandro teo dia ny tao amin’ny FJKM Ambodanierana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Finoana.Kristianina mandinika raharaham-pirenena “Variana amin’ny ady politika isika”

Samy mandia fotoan-tsarotra ankehitriny na ny mpanohitra na ny mpitondra eto Madagasikara, hoy ny Kristianina mandinika raharaham-pirenena, Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2021
Finoana.Pastera Mailhol Tsy mankasitraka fanonganam-panjakana

Na rahoviana na rahoviana dia tsy mankasitraka velively ny fanonganam-panjakana pastera Mailhol Andre Christian Dieudonné,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2021
Finoana.Pastera Lala Rasendrahasina " Tsy sandaina vola ny fifidianan'Andriamanitra"

Anisan’ireo synodista niatrika ny Synoda lehibe faha XIX tany Sambava ny Pastera Lala Haja Rasendrahasina, efa avy filohan’ny FJKM ary mbola anisan’ireo voafidy ho mpiandraikitra foibe indray.Nisy ny tafa fohy nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2021
Finoana.Birao Mpiandraikitra Foibe FJKM Voafidy ho filoha ny Dr Irako Andriamahazosoa Ammi

Nifarana omaly alarobia 18 aogositra ny Synoda lehibe faha 19 an’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara notanterahana tany Sambava ka ny fifidianana ny biraon’ny mpiandraikitra foibe no nanakatonana tanteraka azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Finoana.Fiangonana FJKM Mety hafampana ny Synoda Lehibe faha-19

Fotoan-dehibe ho an’ny Fiangonan’i Jesosy Kristy eto Madagasikara na ny FJKM ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT