• Alarobia 11 Aogositra 2021
Finoana.Mgr Odon Razanakolona Handeha hisotro ronona, andrasana ny hevitry ny Papa

Miandry ny fanapahan-kevitry ny Papa amin'ny fisotroan-dronono ho an’ny Arsevekan’Antananarivo Monsenera Odon Razanakolona,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Finoana.FJKM Imerintsiafindra Fiderana Rindra-kira lehibe iarahana amin’ny Koraïta ny alahady izao

Mankalaza ny jobily faha-135 taonany ny Fiangonana FJKM Imerintsiafindra Fiderana. Nanomboka ny 2020 ny fankalazana, fa tsy vita noho ny fihibohana, ka notohizana amin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aogositra 2021
Finoana.Morondava May ny fonenan’ny Filoha lefitry ny FLM

May omaly 03 aogositra tokony ho tamin'ny 7 ora hariva ny trano fonenan'ny filoha lefitra nationalin'ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Jolay 2021
Finoana.Association Musulmane Ahmadiyya Nizara fanampiana ho an’olona 400 isa

Nankalaza ny fetin’ny sorona na ny Eid Al Adha izay nomarihina omaly Talata 20 Jolay ny Association Musulmane Ahmadiyya de Madagascar etsy Anatihazo Andavamamba tarihin’ny misionera an-tsitrapo Ahmed Mudassir.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Jolay 2021
Finoana.Disosezin’i Tsiroanomandidy Tafapetraka ny Eveka vaovao Mgr Gabriel Randrianantenaina

Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy amin’ny maha Eveka vaovaon’ny Diosezin'i Tsiroanomandidy i Mgr Gabriel Randrianantenaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Jolay 2021
Finoana.Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly Tsy manenjika ny LGBT fa manarina ireo lavo kosa

Naneho ny heviny mikasika ny fiarahan’ireo olon-droa mitovy fananana mifankatia na miaraka ny fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly omaly notarihin’ny tompon’andraikitra voalohany ao aminy Atoa Rafalimanana.

Hamaky ny tohiny
FTT