• Alakamisy 08 Jona 2023
Finoana.Krizy sy fahantrana mamely Mila vavaka ny firenena

Tena mila vavaka ny firenentsika manoloana ireo olana maro samihafa mitranga ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jona 2023
Finoana.Finoana Katolika Nhazo Arseveka vaovao i Antananarivo

Ofisialy nanomboka omaly, fa nankatoavin’ny Papa Fransoà izay Lehiben’ny Katolika Romanina maneran-tany ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Jona 2023
Finoana.Hetsika Jesosy manasitrana Hanova ny fiainan’Antananarivo, hoy ny mpikarakara

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly teny amin’ny kianjan’i Maki Andohatapenaka, haharitra 5 andro ilay hetsika Jesosy Manasitrana, karakarain’ny Fiangonan’ny Finoana sy ireo fiangonana zandriny maro isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2023
Finoana.Randram-peo fiderana Hidera an’Andriamanitra noho ny faha-5 taonany

Feno 5 taona katroka ny nijoroan’ny antoko mpihira Randram-peo Fiderana hivondronan’ireo antoko mpihira miisa 5 dia ny KT Ambatovinaky, ny Koraita Manarintsoa Finoana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Mey 2023
Finoana.Pastera Heritiana Randriarimalala 25 taona ny nitoriana ny filazantsara

25 taona ny nitoriana ny filazantsara tamin’ity taona 2023 ity i Pastera Heritiana Randriarimalala, filoha mpanorina ny trano fivavahana Vahao ny oloko raha feno 50 taona ihany koa ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Finoana.Hetsika Jesosy manasitrana Hitory filazantsara amina sahirana 100 tapitrisa maneran-tany

Ny 5 hatramin’ny 9 jona 2023 izao no ho tontosaina eo amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny hetsika na «croisade» mitondra ny lohateny hoe «Jesosy manasitrana».

Hamaky ny tohiny
FTT