• Talata 25 Aprily 2023
Finoana.Sylvia Ranaivojaona-reny mpiahy ANTILY

Miantso ny tompon’andraikitra hiray vina amin’ny fanabeazana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2023
Finoana.FAMARANANA NY RAMADANY Nanome sakafo ho an’ny sahirana 400 isa ny AHMADIYYA

Mahatsapa ny fahasahiranan’ny mpiara-belona aminy ireo mpino Mozilimana mivondrona ao amin’ny Association Mozilimana Ahmadiyya de Madagascar etsy Andavamamba.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2023
Finoana.Fanajana ny “Eid Al-Fitr” Nohamafisina fa andro tsy fiasana ny 21 aprily

Namoaka fampahafantarana ofisialy ny Minisiteran’ny asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2023
Finoana.Faha-100 taonan’ny Antilin’i Madagasikara

Hohamafisina hatrany ny fanabeazana ny tanora

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aprily 2023
Finoana.Kardinaly Desiré Tsarahazana • Nihemotra isika • Aza ny bizina no hirotsahan-kofidiana..

Ny alahelo mody hafaliana, ny hakiviana lasa fanantenana satria nitsangana tamin’ny maty I Jesoa Kristy, nandresy ny herin’ny fahafatesana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aprily 2023
Finoana.Dr Irako Andriamahazosoa Ammi ”Mitsangäna amin’ny maty !”

Finaritra! Fiadanana ho anareo!” , hoy i Jesoa Kristy tamin’ireo mpianany, raha nitsangana tamin’ny maty izy, ary hoy izy aminao koa androany, hoy ny hafatry ny filohan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM,

Hamaky ny tohiny
FTT