Finoana

Pastera Heritiana Randriarimalala 25 taona ny nitoriana ny filazantsara


  • Alarobia 31 Mey 2023

25 taona ny nitoriana ny filazantsara tamin’ity taona 2023 ity i Pastera Heritiana Randriarimalala, filoha mpanorina ny trano fivavahana Vahao ny oloko raha feno 50 taona ihany koa ny tenany.

Na izany aza mbola tsy afa-po tamin’ny asan’Andriamanitra vitany izy raha araka ny tafa nataony tamin’ny mpanao gazety. Ny nataon’Andriamanitra tamiko sy ny ankohonako sy ny mpiara-manompo rehetra no nahafa-po ahy hoy izy fa ny nataoko tamin’Andriamanitra mbola tsy ampy. Mbola vonona hanohy ny fitoriana ny filazantsara hatrany am-paran’ny tany ity mpanompon’Andriamanitra ity manoloana izany mba ho famonjena ny fanahin’ny rehetra. Tsy hanavahana izany na tera-tany Malagasy na vahiny raha araka ny nambarany. Fiaraha-mifaly tamin’ny mpino moa no nentiny nanamarihana izany fotoan-dehibe izany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT