Finoana

Tsena Mora Hiandrasana propangandy indray


  • Zoma 12 Oktobra 2012


 Mora lany, mora hadino ! Izay no niafaran’ny «Tsena Mora mitsinjo ny Malagasy», iray amin’ireo tetikasa nentin’i Andry Rajoelina, nambara fa hanalefahana ny andavanandrom-piainan’ny olona tamin’ireo tanàna nofidiany manokana hanatanterahana azy. Niainga teto Antananarivo ny Tsena Mora, ary natao nipoapoaka mihitsy ny fanombohana azy tetsy amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny 22 oktobra 2010. Nitarina tany amin’ny tanàna hafa toa an’i Toamasina. Avy eo dia nangingina ho azy teny, fa lany vatsy. Re indray anefa ankehitriny fa hiandrasana ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana any vao mety hofohazina ity Tsena Mora ity.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT