Finoana

FFKM Handray fahefana Mgr Razanakolona Odon


  • Alakamisy 24 Janoary 2013

Hotanterahina rahampitso zoma 25 janoary tolakandro ny famindram-pitantanana hanomezam-pahefana ny filoha vaovaon’ny FFKM na Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara.

 Mandritra ny fiaraha-mivavaka hatao ao amin’ny Katedraly Andohalo no hanatanterahana izany eo amin’ny filohan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), Rasendrahasina Lala Haja, Mpitandrina, filoha dimbiasan-toerana sy ny Arsevekan’Antananarivo izay misolotena ny Eglizy Katolika Apôstôlika Romana (EKAR), Mgr Razanakolona Odon Marie Arsène, handray ny fahefana ary hitantana ny FFKM mandritra ny herintaona.

Nangonin’i Britto

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT