- Alakamisy 31 Oktobra 2013
Fiangonana Shine
Hanao fahagagana etsy Antsahamanitra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Namoaka fehin-kevitra maromaro ny fivorian’ny birao mpiandraikitrra foibe eo anivon’ny fiangonana FJKM.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ao anatin’ny Fivoriambe faha-15 sy ny Komitin’ny Protestanta faha-84 atao manomboka anio 8 oktobra ka hatramin’ny alahady 13 oktobra ny ivon’ny fankalazana ny faha-100 taonan’ny FFPM.
Hamaky ny tohinyNifarana ny omaly alahady 08 septambra ny fihaonamben’ny sampana Sekoly alahady FJKM, notontosaina tao Antsirabe.
Hamaky ny tohinyNatolotra ny fampanoavana tetsy amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy omaly i Marc Tatandraza, Mpaminany, rehefa notazonin’ny zandary teny Betolongolo nanaovana famotorana ny alatsinainy.
Hamaky ny tohinyNifarana ny tolakandron’ny alahady 01 septambra ny fihaonambe nasionalin’ny VLK na ny «Vondrona Laika Kristianina», eo anivon’ny fiangonana FJKM manerana ny Nosy izay notontosaina tao Antsirabe nandritra ny telo andro.
Hamaky ny tohiny