- Sabotsy 31 Aogositra 2013
FJKM Tranovato Ambatonakanga
Hivetso ny hiran'i Noel Rakotoarivony sy Hery Andriatahina
Ny sanganasan’i Noel Rakotoarivony sy Hery Andriatahina no holalaovin’ny Club CCHA anio ao amin’ny fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga amin’ny 2 ora tolakandro.
Hamaky ny tohiny