- Sabotsy 10 Mey 2014
Finoana.FJKM Vinany Tempoly Malala Eny Antsahamanitra amin’ny 18 mey
Higadona afaka herinandro ny fiaraha-miombom-bavaka lehibe ao Antsahamanitra izay karakarain’ny FJKM Vinany Tempoly Malala.
Hamaky ny tohinyHigadona afaka herinandro ny fiaraha-miombom-bavaka lehibe ao Antsahamanitra izay karakarain’ny FJKM Vinany Tempoly Malala.
Hamaky ny tohinyAoka izay ny faminaniana sy ny fananganana sekta, hoy i Cohen Bera, manana asana pretra ao anatin’ny fikambanana Jodaisma Madagasikara Mesirima.
Hamaky ny tohinyHankalaza ny datin’ny 6 aprily fitsingerenan’ny taona namoronan’i Papa Simon Kimbangu ny fiangonana Kimbanguiste tany Kama any Kinshasa renivohitry ny Repoblika Demokratikan’i Congo tamin’ny taona 1921, ny fiangonana Kimbanguiste eto Madagasikara etsy Andavamamba tarihan’ny Révérend Andrianalijohn Ndriamanampy.
Hamaky ny tohinyNankalaza ny fetin’ny Eveka Mpanampy Mgr Raoelison Jean de Dieu ny mpino katolika ato anatin’ny diosezin’Antananarivo omaly 09 martsa 2014.
Hamaky ny tohinyPatsa iray tsy omby vava ho azy roa lahy ireto no nahatrarana azy ireo tamin’ny famakiana ny tranon’ny filohan’ny synodalin’ny fiangonana Fjkm Mahajanga ny herinandro lasa teo iny.
Hamaky ny tohinyMiantso ny fandraisan’anjaran’ny isam-batan’olona ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara amin’ny fametrahana ny Repoblika vaovao. Antso izay tafiditra amin’ny fanatanterahana ny fampihavanam-pirenena hatramin’ny taona 2009.
Hamaky ny tohiny