- Alarobia 28 Mey 2014
Finoana.Soeur Fabiola Nitantara ny nitondran’i Jesosy azy tany an-danitra
Tao anatin’ny fifadian-kanina nandritra ny 120 alina sy ny vavaka nataoko isak’alina nandritra izany fotoana izany no nahafantarako fa ho faty aho kanefa hitsangana indray, ary dia efa nambarako tamin’ireo mpiara-mivavaka izany, hoy i Soeur Fabiola, namory ny mpanao gazety teny amin’ny toby “Ziona tanàna masina” teny Ankerana omaly ka nitantara ny amin’ny nahafatesany sy nitondran’i Jesosy azy tany an-danitra ary ny nitsanganany tamin’ny maty.
Hamaky ny tohiny