Finoana

FFPM Nifarana ny fankalazana ny faha-100 taona


  • Alatsinainy 19 Mey 2014


 Fotoan-dehibe ho an’ny Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara na FFPM, misy ny FLM sy FJKM, ny faran’ny herinandro teo namaranana ny fankalazana ny Jobily faha-100 taona. Ny marainan’ny sabotsy 17 mey, teny Vohipiraisana, dia nisy ny fitokanana ny takelabato fahatsiarovana sy ny Station Radio Protestanta, tsangambaton'ny faha-100 taona. Ny alahady 18 mey indray dia nisy fotoam-pivavahana lehibe famaranana ny fankalazana ny jobily faha-100 taona sy hetsika fanamarihana izany natao tao amin’ny FLM 67 ha.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

  • FIHAONAMBEN'NY FIANGONANA
  • Talata 25 Aogositra 2026

Tsy mora, amina miliara

Hijery ny tohiny
FTT